Who we are

FAPBM is a Private Foundation under Malagasy law which constitutes an innovative mechanism for financing protected areas in Madagascar. Indeed, the Foundation is endowed with a capital invested in international markets.

Only the returns from the investments are spent to finance protected areas in Madagascar. This means that the capital remains intact over time, which ensures the sustainability of funding for biodiversity. After 15 years of existence, the mechanism is proving to be central because it is the only one capable of ensuring sustainable and predictable financing for protected areas.

Learn more about FAPBM

Key figures

fapbm

99.32%

Maintained forests
LEMURIEN - Fapbm

500+

Species protected
fapbm

6+

Million hectares preserved
fapbm

75

Protected areas (PA) funded
fapbm

157

Million of capital (USD)
fapbm

2.94/5

Biological integrity index
fapbm

5.5

Million in funding granted (USD)

Protected Areas Supported

25 July 2024

Media #ForProtectedAreas : Launch of the second edition

Read the article
9 July 2024

FAPBM strengthens donor confidence in Madagascar’s biodiversity conservation

Read the article
29 May 2024

Call for ‘Art and Biodiversity’ cultural projects: Here we go for a third edition!

Read the article
✨ Mizotra amin’ny volana Desambra🌿 Ity volana Desambra ity dia nomarihan’ny hetsika lehibe maro izay natao hanasongadinana ny lanjan’ny fiarovana ny karazan-jamavaman’aina eto Madagasikara.🍀Tetik’asa Ala Hiriky Mandrare : fidinana ifotony ho fanombohana ny lafiny ara-teknikan’ny tetik’asa tany Fort-Dauphin sy ny lemak’i Mandrare. 🌱 Fiarahana misakafo tamin’ny Mpanao gazety : fanokafana ofisialy ny andiany fahatelo amin’ny fifaninanana ahazoana vatsy ara-bola ho an’ny mpanao gazety hanaovana fanadihadiana.✨ Ny Fivoriamben’ny FAPBM : Sehatra iray andinihana ny stratejika momba ireo làlana ho avy, manasongadina manokana ny fanamafisana ny rafitra famatsiam-bola maharitra, ny fanatsarana ny fitantanana, ny fangaraharana, ary ny fandraisan’anjara mavitrik’ireo mpisehatra eny ifotony sy ny vondron’olona ifotony amin’ny fitantanana ny faritra arovana.🏅 Lanonana fanolorana medaly : Voninahitra ho an’ny FAPBM ny nahafahany nankalaza ny fahafoizan-tena, ny fahaizana miasa ary ny fanoloran-tenan’ireo mpiasa ao aminy nandritran’ny fotoana fanorolana medaly ho azy ireo.🤝 Andao isika hiara-hientana ho mpiantoka ny fiarovana karazan-javaman’aina sy ny faritra arovana eto Madagasikara#Madagascar #AiresProtégées #Biodiversité #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #FondationPourLaBiodiversité #SustainableFinancing #CommunityLedConservation #FAPBM ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🌎 Madagasikara : ivon-toerana maneran-tany ho an’ny karazan-javaman’aina🐒 Ny fandraisan’anjaran’i Madagasikara tamin’ny IUCN 2025 dia nampahatsiahy tamin’ny fomba miavaka amin’izao tontolo izao ny lanja miavaka ananan’ny nosintsika : tena ivon-toerana maneran-tany (hotspot) ho an’ny karazan-javamanan’aina, izay mitahiry harena tsy manam-paharoa eran-tany.🤝 Nitombo ny fireharehana ireo mpandray anjara malagasy avy any, nohamafisin’ireo fifanakalozana iraisam-pirenena ary vao maika nilofo kokoa amin’ny iraka fiarovana ity lova voajanahary tsy azo soloina ity.✨ Andao hiara-hientana hanohy ny fanoloran-tenantsika hiaro ity harena izay mampiavaka an’i Madagasikara sy reharehany.#Madagascar #AiresProtégées #Biodiversité #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #fondationPourLaBiodiversité #Sustainablefinancing #CommunityledConservation #madagascar_national_committee #iucn_wcc_2025 #FAPBM ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🏅 Ny maha-olona, andry iankinan’ny fiarovana ny karazan-javaman’aina Voninahitra ho an’ny FAPBM ny nahafahany nankalaza ny fahafoizan-tena, ny fahaizana miasa ary ny fanoloran-tenan’ireo mpiasa ao aminy nandritran’ny fotoana fanorolana medaly ho azy ireo. Amin’ny alalan’ity fanomezam-boninahitra ity, ny FAPBM dia nankasitraka ireo vehivavy sy lehilahy izay mandray anjara mavitrika tamin’ny fiarovana ny faritra arovana sy ny fitanjovana ny karazan-javaman’aina eto Madagasikara amin’ny alanan’ny asa sy ezaka andavan’andro ataony, ny faharetany ary ny fahafoizan-tenany amin’ny fanompoana.🤝 Amin’izao taona manamarika ny faha-20 taona nanoloran’ny FAPBM tena izao, ity lanonana ity dia manana lanja manokana, satria maneho ny fanekena lalana nodiavina, ny fahatokiana ary ny fanoloran-tena tsy miova ho an’ny iraka iombonana iray : miaro ny harena voajanahary eto amintsika ho an’ny taranaka ankehitriny sy ho avy, amin’ny alalan’ny fandraisan’anjaran’ireo vehivavy sy lehilahy feno fitiavana sy vonona.🌿 Mihoarea lavitra noho ny valisoa fotsiny ireo medaly ireo. Izany dia porofon’ny lanjan’ny maha-olona, ny firaisankina ary ny traikefa izay mampandroso ny FAPBM.#FAPBM #20Ans #Biodiversité #AiresProtégées #Conservation #Madagascar #Gouvernance #DéveloppementDurable #SustainableFinancing #Nature #Environnement #Partenariats #ProtectionDeLaNature ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🌱 Ahoana tokoa raha afaka miteny amintsika ny natiora ?🌳 Amin’ny alalan’ny sangan'asany mitondra ny lohateny hoe « Feon’ala, le cri de la Terre », Rolland Raman dia manome feo ho an’ny natiora ary manasa antsika hihaino izay lazainy : ny fahalemen’ny rohivoahary, ny harenan'ny karazan-javaman’aina, ary ny hamehana amin’ny fiarovana azy ireo. Ity zava-kanto noforoniny ity dia mifono hafatra mafonja entina manaitra ny saina sy miantso ny rehetra amin’ny fandraisana andraikitra iombonana ho fiarovana ny natiora.🎨 Mpandresy tamin’ny fifaninanana ny kanto sy karazan-javamanan’aina– andiany faha-4, ity sangan'asa ity dia manasongadina ny anjara toerana lehibe ananan’ny zava-kanto amin’ny maha fomba iray entina manentana momba ny tontolo iainana, satria afaka mikasika ny feon'ny fieritreretana izany ary mamporisika ny fandraisana andraikitra maha-olom-pirenena.✨ Andao hiara-hihaino ny feon’ny natiora ary andao hanolotena amin’ny fiarovana izany.#Madagascar #AiresProtégées #Biodiversité #ProtectedAreas #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #FondationPourLaBiodiversité #SustainableFinancing #CommunityLedConservation #ArtEtBiodiversité #20Ans ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook

Proud to be a member of :