Qui sommes-nous

La FAPBM est une fondation privée de droit malgache qui constitue un mécanisme novateur de financement des aires protégées à Madagascar. En effet, la Fondation est dotée d’un capital investi sur les marchés internationaux.

Seuls les revenus de ce capital servent à financer les aires protégées à Madagascar. Ceci signifie que le capital reste intact au fil du temps, ce qui assure la pérennité des financements pour la biodiversité. Après 15 ans d’existence, le mécanisme s’avère central car il est le seul apte à assurer un financement durable et prévisible aux aires protégées.

En savoir plus sur la FAPBM

Nos chiffres clés

fapbm

99.32%

Forêts maintenues
LEMURIEN - Fapbm

500+

Espèces protégées
fapbm

6+

Millions hectares préservés
fapbm

75

Aires protégées (AP) soutenues
fapbm

157

Millions de capital (USD)
fapbm

2.94/5

Indice d’intégrité biotique
fapbm

5.5

Millions de financements octroyés (USD)

Aires protégées soutenues

18 décembre 2025

L’Allemagne au service de la biodiversité malgache : une table ronde décisive pour l’avenir des aires protégées

Lire l'article
15 septembre 2025

Madagascar au cœur de la conservation des primates : retour sur le 30ᵉ Congrès IPS 2025

Lire l'article
8 septembre 2025

FAPBM : 20 ans d’engagement pour la biodiversité de Madagascar

Lire l'article
🌿 Ny fiarovana ny zava-boary dia midika ihany koa famonjena aina. 🌳Tsy voafetra amin’ny biby sy zava-maniry fotsiny ny fiarovana ny tontolo iainana, fa mahakasika ihany koa ny fiarovana ireo ekipa miasa eny an-toerana.✨ Ao anatin’izany, ny FAPBM dia niara-niasa tamin’ny OSTIE mba hanofanana ny mpiasany amin’ny fitsaboana vonjy taitra eto Madagasikara.📋 Tanjona : ahazoana antoka fa isaky ny manatanteraka iraka dia misy mpiasa iray farafahakeliny voaofana, afaka mihetsika haingana sy mahomby raha misy vonjy taitra.Ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’izy ireo dia manamafy ny fiarovana sy ny fiantraikan’ny asa fiarovana.🙏 Ny fiofanana tsirairay dia manamafy ny ekipa : andao hiara-hanorina tsy tapaka ny fiarovana mahomby kokoa !#FAPBM #AiresProtégées #Biodiversité #Madagascar #Conservation #DéveloppementDurable #RenforcementDesCapacités #Sécurité #PremiersSecours ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🌳 Ala, andrin’ny aina sy ny hoavy – « Ny ala sy ny toekarena »🌿 Ny 21 Martsa 2026, amin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny ala, aoka isika hahatsiaro ny andraikitra lehibe tazomin’ny ala amin’ny fifandanjan’ny tontolo iainana, ny fahasalaman’ny olombelona, ary ny fandraisany anjara amin’ny toekarena.✨ Ny ala dia fonenan’ny karazan-javaman’aina miavaka, izay tsy fahita afa-tsy eto an-tany. Izy ireo dia manana anjara toerana lehibe amin’ny fandrindran’ny toetr’andro, ny fiarovana ny tany sy ny rano, ary ny fanohanana ny fivelomana sy ny toekaren’ny vondron’olona ifotony.🌍 Andao hiara-hientana isika mba hahafahan’ireo rohivoaary ireo mitondra aina hatrany, ankehitriny sy ho an’ny taranaka ho avy.#Forêts #Conservation #DéveloppementDurable #CapitalNaturel #AiresProtégées #FAPBM#Environnement #Nature #ClimateAction #Sustainability #ProtectOurPlanet #JIF2026 ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🌿 Fiaraha-miasa stratejika ho an’ny karazan-javamana’aina sy ny fampandrosoana lovain-jafy eto Madagasikara🤝 Ny FAPBM, Bôndy ary Baobab Banque Madagascar dia nanao sonia Memorandum of Understanding (MoU), izay mametraka rafitra fiaraha-miasa hanohanana ireo hetsika ara-toekarena eny ifotony ho tombontsoan’ny harena voajanahary.🌍 Ity fiaraha-miasa ity dia miorina amin’ny finoana iray mazava : afaka miara-mandeha sy mifameno ny fampandrosoana ara-toekarena sy ny fiarovana ny harena voajanahary. Amin’ny alalan’ity fiaraha-mientana ity, ireo antoko ireo dia manolo-tena hampihena ny tsindry amin’ny harena voajanahary, sady hamorona fahafahana vaovao ho an’ireo vondrom-piarahamonina manodidina ny faritra arovana sy eny ifotony.🌱 Ity fifanarahana ity dia mamaritra lafin-javatra stratejika maro ho fampiharana, mikendry ny hampifandanja ny fampandrosoana ara-toekarena eo an-toerana sy ny fiarovana ny harena voajanahary :🔹 Vahaolana ara-angovo sy fatana madio, hanalefahana ny tsindry amin’ny harena ala ;🔹 Fampandrosoana ny sehatra fambolena sy ala maharitra (agroforesterie, fiompiana tantely) ;🔹 Hetsika ataon’ny vondron’olona ifotony amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny rohivoaary (mangrovy, ala maina, toerana manan-danja) ;🔹 Tetikasa vaovao manamafy ny faharetan’ny toekarena manoloana ny fiovan’ny toetr’andro.🌿 Ao anatin’izany, ny FAPBM dia mitana andraikitra lehibe amin’ny maha-mpanamora stratejika, amin’ny fitarihana ireo hetsika ho amin’ny rafitra maharitra, mifanaraka amin’ny iraka sahaniny amin’ny fiarovana ny faritra arovana sy ny harena voajanahary eto Madagasikara.👉 Andao hiara-hanorina maodely fampandrosoana iray izay iarahan’ny natiora, ny fiarahamonina ary ny toekarena miroborobo am-pifandanjana.#Conservation #Impact #InclusionFinancière #Madagascar #Biodiversité #DéveloppementDurable #FAPBM #Bôndy #BaobabBanque ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
✨Zava-baovao ho an’ny andiany faha-3 : ireo mpanofana ny "Mpanao gazety #HoAnNyFaritraArovana" !Amin’ity taona ity, ny fifaninanana ahazoana vatsy ara-bola anaovana fanadihadiana any anaty faritra arovana dia nahatratra dingana vaovao : hisy mpanofana manolo-tena hanampy ireo mpandresy mandritra ny diany manontolo amin'ny fanatanterahana ny fanadihadiany.🤝 Mpanao gazety sy matihanina amin’ny haino aman-jery no hizara ny traikefany, hitarika ireo tetikasa ary hanampy amin’ny famokarana tantara matanjaka ho an’ny karazan-javamanan'aina.🎯 Tanjona : Fanadihadiana mirindra kokoa, manintona ary misy fiantraikany lehibe kokoa ho an’ny faritra arovana eto Madagasikara.🌿 Andao hiaraka hiaino ny feon’ny natiora.#BourseDeReportage #AiresProtégées #Biodiversité #JournalismeEngagé #Madagascar #ProtectedAreas #Biodiversity #SustainableFinancing #Conservation #FAPBM #MBC #REMAPSEN ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook

Fière d’être membre des organisations :