Who we are

FAPBM is a Private Foundation under Malagasy law which constitutes an innovative mechanism for financing protected areas in Madagascar. Indeed, the Foundation is endowed with a capital invested in international markets.

Only the returns from the investments are spent to finance protected areas in Madagascar. This means that the capital remains intact over time, which ensures the sustainability of funding for biodiversity. After 15 years of existence, the mechanism is proving to be central because it is the only one capable of ensuring sustainable and predictable financing for protected areas.

Learn more about FAPBM

Key figures

fapbm

99.32%

Maintained forests
LEMURIEN - Fapbm

500+

Species protected
fapbm

6+

Million hectares preserved
fapbm

75

Protected areas (PA) funded
fapbm

157

Million of capital (USD)
fapbm

2.94/5

Biological integrity index
fapbm

5.5

Million in funding granted (USD)

Protected Areas Supported

25 July 2024

Media #ForProtectedAreas : Launch of the second edition

Read the article
9 July 2024

FAPBM strengthens donor confidence in Madagascar’s biodiversity conservation

Read the article
29 May 2024

Call for ‘Art and Biodiversity’ cultural projects: Here we go for a third edition!

Read the article
🌍 Miray hina ho an’ny hoavin’ny karazan-javamanan’aina Malagasy ! 🌿Tany amin’ny kongresy iraisam-pirenena ho an’ny natiora IUCN 2025, izay tanterahina any Abu Dhabi ny 09 Oktobra hatramin’ny 15 Octobra 2025, no nampahafantarana tamin’ny fomba ofisaly, nandritra ny lanonana iray natokana ho an’ny karazan-javamanan’aina malagasy, ny komity nasionaly IUCN eto Madagasikara.🔹Ny fananganana ity komity ity, izay tanteraka noho ny fankatoavan’ny IUCN eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, dia anisany dingana lehibe amin’ny fitantanana ny tontolo iainana eto amin’ny firenena. Ho an’ny Madagasikara dia midika izany fa afaka :✨ Manasongadina ny zava-bita amin’ny lafiny fiarovana ;🤝 Manamafy ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena ;💡 Mitady famatsiam-bola maharitra.👉 Miisa 12 ny mpikambana voatendry mandrafitra ny komity ifotony an’i Madagasikara, noho ny fitiavana sy fahazotoana hiaro ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, ka ahitana an’ireto manaraka ireto :🌱 Fondation pour les Aires Protégées et la Biodiversité de Madagascar (FAPBM)🌱 Madagascar National Parks🌱 IMPACT Madagascar 🌱 Fondation Tany Meva🌱 Association Analasoa miray🌱 MICET 🌱 Madagasikara Voakajy 🌱 Fanamby🌱 Madagascar Wildlife Conservation (MWC)🌱 Fikambanana Bongolava Maintso 🌱 GERP Madagascar🌱 Antrema MadagascarRaha mila fanazavana fanampiny dia tsindrio ity rohy ity https://drive.google.com/drive/folders/1t8nM0i5cfLAfhUj7KJT_2LJ-j_D412Bw 🤝 Andao isika iaraka hanohana an’i Madagasikara. Andao arovana izay tena miavaka. #Madagascar #AiresProtégées #Biodiversité #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #fondationPourLaBiodiversité #Sustainablefinancing #CommunityledConservation #madagascar_national_committee #iucn_wcc_2025 ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
📸✨Madagasikara any amin'ny kongresy iraisam-pirenena IUCN 2025 : iaino an-tsary ny fampiratiana tamin’ny andro voalohany ✨🌿 Tamin'ny andro voalohany nampiratiana tany amin'ny kongresy iraisam-pirenena IUCN 2025 dia nitondra avo ny feon’i Madagasikara ireo delegasiona malagasy teo amin'ny tranoheva laharana 124 ao amin'ny ADNEC Centre. Mandritran'ity hetsika lehibe ity (izay tanterahina ny 09 hatramin'ny 15 octobre any Abu Dhabi) dia hasongadina amin’ny alalan’ny fivoriana lehibe sy fifanakalozana stratejika ny karazan-javamanan’aina miavaka sy vahaolana any ifotony momba ny fiarovana ny harena voajanahary tsy manam-paharoa eto amintsika.📌 Ireo hetsika tsara atrehina :🔹 11 Oktobra (3 ora – 4 ora sy sasany hariva) : Fiarovana ny karazam-biby eto Madagasikara: manomboka amin'ny Paikady sy drafitra nasionaly momba ny zavamanan’aina ka hatramin'ny hetsika any ifotony manohana ny karazam-biby, ny toeram-ponenany ary ny mponina. – Tranohevan’ny Programme IUCN, Big Stage 3 (Red) 🔹 12 Oktobra (11 ora – 12 ora sy sasany atoandro) : Fanamby sy vina amin’ny fiarovana ny faritra arovana eto Madagasikara – Efitra fanaovana famelabelaran-kevitra B, Efitra fivoriana n°10, sady azo atrehina mivantana no an-tserasera.🔹 12 Oktobra (7 ora – 8 ora sy sasany alina) : Alim-pifaliana ho an’i Madagasikara – Pavillon AfricainAfaka alainareo ao amin'ity rohy manaraka ity ny fandaharam-potoana: https://drive.google.com/file/d/1ZwKcPNH444Eo5Ihxplky5zY0uAhMV7PP/view 👉 Araho hatrany ny vaovao eto amin’ny pejy mba ahafantaranareo misimisy kokoa mahakasika ireo fotoana lehibe sy hafatra fototra voizina amin’ity hetsika iombonana ity ho an’ny hoavin’ny karazan-javamanan’aina malagasy.#Madagascar #AiresProtégées #Biodiversité #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #fondationPourLaBiodiversité #Sustainablefinancing #CommunityledConservation #madagascar_national_committee #iucn_wcc_2025 ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🌿 Hamirapiratra eo anivon’ny kongresy iraisam-pirenena ho an’ny natiora IUCN 2025 i Madagasikara! 🌍Mandritran’ny fandraisany anjara amin’ny kongresy iraisam-pirenena ho an’ny natiora IUCN, ny 09 hatramin’ny 15 Oktobra any Abu Dhabi dia hizara ny traikefany sy ny vahaolana momba ny fiarovana ny karazam-biby sy ny fitantanana ny faritra arovana ny Komity Nasionalin’i Madagasikara, miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka sy mpanohana azy.Sehatra roa lehibe no hampivondronana ireo mpandray anjara fototra ao amin'ny firenena : 1️⃣ Fiarovana ny karazam-biby eto Madagasikara: manomboka amin'ny Paikady sy drafitra nasionaly momba ny zavamanan’aina ka hatramin'ny hetsika any ifotony manohana ny karazam-biby, ny toeram-ponenany ary ny mponina.📅 Sabotsy 11 Oktobra | amin’ny 3 ora hatramin’ny 4 ora sy sasany hariva📍 Tranohevan’ny Programme IUCN, Big Stage 3 (Red)💡 Tanjona : Fandinihana ny fifandraisan'ny hetsika any ifotony, ny drafitra nasionaly ary ny fanoloran-tena manerantany.2️⃣ Fanamby sy vina amin’ny fiarovana ny faritra arovana eto Madagasikara📅 Alahady 12 Oktobra | amin’ny 11 ora hatramin’ny 12 ora sy sasany atoandro📍 Efitra fanaovana famelabelaran-kevitra B, Efitra fivoriana n°10, sady azo atrehina mivantana no an-tserasera.💡 Tanjona : Fizarana ny fahombiazana sy ny fanamby amin'ny fiarovana ny faritra arovana, ary fiarahana mitady vahaolana ho an'ny ho avy.Ity kongresy maneran-tany ity ihany koa dia fotoana ho an’i Madagasikara hankalazany ny tanjaky ny orinasa misehatra amin’ny fiarovana. Izany dia hatao mandritran’ny alim-pifaliana miavaka : 📅 Alahady 12 Oktobra | amin’ny 7 ora hatramin’ny 8 ora sy sasany alina📍 Pavillon Africain 🤝 Andao hiaraka hanova ny fanamby ho fanararaotra mba hananganana ho avy maharitra. #Madagascar #AiresProtégées #Biodiversité #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #fondationPourLaBiodiversité #Sustainablefinancing #CommunityledConservation #madagascar_national_committee #iucn_wcc_2025 ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🌍 Any amin’ny kongresy iraisam-pirenena IUCN 2025 ho an’ny natiora any Abu Dhabi i MadagasikaraMandray anjara amin’ny kongresy iraisam-pirenena IUCN 2025 ho an’ny natiora izay atao ny 9 hatramin’ny 15 Oktobra any Abu Dhabi i Madagasikara. Satria ekena maneran-tany noho ny karazan-javamanan’aina miavaka ao aminy sy ny ezaka ataony amin’ny lafiny fiarovana, dia handray anjara amin’ity fivoriambe iraisam-pirenena izay atao isaky ny efatra tany ity ny nosintsika. Izany fivoriambe izany dia mampivondrona ireo governemanta, ONG, siantifika, orinasa ary tanora mpitarika manerana izao tontolo izao.✨ Fanararaotra lehibe ho an’i Madagasikara ny fandraisany anjara amin’izany : ✅ Manasongadina ny zava-bita amin’ny lafiny fiarovana sy famatsiam-bola maharitra, ✅ Manentana mpanohana ara-bola sy ara-teknika vaovao, ✅ Manamafy ny fisiany ao amin’ny IUCN. 🎯 Ireo mpikambana ao amin’ny komity nasionalin’ny IUCN – Madagasikara no hisolo tena eo amin’ny tranoheva, miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka sy mpanohana manolo-tena hiaro ny zavaboary sy ny fampandrosoana maharitra ity nosy ity.Voninahitra ho an’ny FAPBM ny fandraisany anjara amin’ity hetsika iraisam-pirenena ity mba hitondra avo ny feon’ny faritra arovana sy ny karazan-javamanan’aina malagasy, izay tena loharanon’aina, tokony kolokoloina ho an’ny taranaka ho avy. 📍 Tsidio eo amin’ny tranoheva laharana 124 ao amin’ny ADNEC Centre – Abu Dhabi ny delegasiona malagasy ny 9 hatramin’ny 13 Oktobra 2025. 💡 Noho ny fanamby ara-tontolo iainana, ara-tsosialy ary ara-toekarena atrehan’i Madagasikara dia tsy rendrarendra ny fiarovana ny zava-boahary, fa fitaovana tena ilaina amin'ny fampandrosoana maharitra, ny faharetan'ny fiaraha-monina ary ny fiandrianana ara-tontolo iainana.🤝 Andao hanohana an’i Madagasikara. Andao arovana izany tena miavaka. Andao hanohana ny natiora ho an’ny ho avintsika. #Madagascar #AiresProtégées #Biodiversité #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #fondationPourLaBiodiversité #Sustainablefinancing #CommunityledConservation #madagascar_national_committee #iucn_wcc_2025 ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook

Proud to be a member of :