Qui sommes-nous

La FAPBM est une fondation privée de droit malgache qui constitue un mécanisme novateur de financement des aires protégées à Madagascar. En effet, la Fondation est dotée d’un capital investi sur les marchés internationaux.

Seuls les revenus de ce capital servent à financer les aires protégées à Madagascar. Ceci signifie que le capital reste intact au fil du temps, ce qui assure la pérennité des financements pour la biodiversité. Après 15 ans d’existence, le mécanisme s’avère central car il est le seul apte à assurer un financement durable et prévisible aux aires protégées.

En savoir plus sur la FAPBM

Nos chiffres clés

fapbm

99.32%

Forêts maintenues
LEMURIEN - Fapbm

500+

Espèces protégées
fapbm

6+

Millions hectares préservés
fapbm

75

Aires protégées (AP) soutenues
fapbm

157

Millions de capital (USD)
fapbm

2.91/5

Indicateur de conservation de la biodiversité
fapbm

5.5

Millions de financements octroyés (USD)

Aires protégées soutenues

25 juillet 2024

Médias #PourLesAiresProtégées : Lancement de la deuxième édition

Lire l'article
9 juillet 2024

La FAPBM renforce la confiance de ses bailleurs de fonds pour la conservation de la biodiversité à Madagascar

Lire l'article
29 mai 2024

Appel à projets culturels « Art et Biodiversité » : C’est parti pour une troisième édition !

Lire l'article
🌿 Mizotra mankany Ankarafantsika: maka aingam-panahy any am-potony mba hanandratana avo ny feon'ny karazan-javamanan’aina malagasySatria azo sokajiana ho feo ihany koa ny zavakanto dia nihazo ny valan-javaboahary Ankarafantsika, tantanin’ny Madagascar National Parks ary vatsian’ny FAPBM vola, ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana Kanto sy karazan-javamanan’aina andiany fahaefatra. Izany fitsidihana izany dia isan’ny dingana iray lehibe anatin’ny fanomanan’izy ireo ny zavakanto ho ataony.🍀 Ity fianohana any anaty faritra arovana ity, izay tena loharanon'aina, dia ahafahan'izy ireo mahafantatra momba ny tolotry ny rohivoaary, maka aingam-panahy avy amin'ny tontolo iainana, ny karazan-javamanan’aina tena miavaka ary ny fifandraisana lehibe eo amin'ny vondron’olona ifotony amin’ny tontolo iainany.🎨 Ny tanjon’izy ireo dia ny hamadika izany fitsidihana izany ho zavakanto izay hizara amintsika ny hakanton’ny faritra arovana fa indrindra ihany koa haneho ny fanamby sy fiantraikan’ny fiarovana azy ireny ka ny lohahevitra hitondrany izany dia ny hoe “Mankalaza 20 taona niarahana amin’ny natiora sy ny fampandrosoana maharitra”.📣 Araho ny tohin’ny zavatra ho ataon’izy ireo ary meteza ho voakasiky ny zavakanto ho asehony momba ny harena voajanaharintsika. Andao hiaraka hampiroborobo ny karazan-javamanan’aina malagasy!La Teinturerie - Association d'artistes#Madagascar #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #Sustainableinancing #CommunityledConservation #ArtetBiodiversité ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🌿 Fantatrareo ve fa ny fitsidihana faritra arovana eto Madagasikara dia mandray anjara mivantana amin’ny fiarovana azy ireny ? 🌳 Isaky ny mitsidika valan-javaboaary nasionaly iray isika dia sady manohana ny fiarovana ny karazan-javamanan’aina tsy manam-paharoa no manampy ihany koa ny fampandrosoana ny vondron’olona ifotony. Ny fizahan-tany tokoa mantsy dia miteraka asa maitso (mpitarika, mpanao asa tanana, mpikarakara trano fandraisam-bahiny) sy manohana ny toe-karena ifotony. 🏕 Fanampin'izany, ny faritra arovana dia ahitana zavatra tena miavaka : tontolo mafinaritra, zavamaniry sy biby tsy hita afa-tsy eto Madagasikara, ary ny fahaiza-manao sy ny kolontsain'ireo vondron’olona ifotony. Na izany aza, andao hanaja ny karazan-javamanan’aina foana rehefa mitsidika ireny toerana ireny fa izany no mampiavaka azy.🍃 Andao hiaraka hanao ny faritra arovana ho tena loharanon’aina ho lova ho an’ny taranaka ho avy. 👉 Ary ianareo ? Aiza ny faritra arovana efa notsidihanareo na tianareo tsidihana ? Zarao aminay ao amin’ny fanehoan-kevitra.#Madagascar #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #Sustainableinancing #CommunityledConservation ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🌿 Kanto sy karazan-javamanan’aina 2025 : Miray hina amin’ny fikolokoloina ny faritra arovana amin’ny alalan’ny zava-kanto. 🌳 Nihaona tao amin’ny FAPBM, ny herinandro lasa teo, ireo mpandresy tamin’ny fifaninanana kanto sy karazan-javamanan’aina andiany faha-4, taorian’ny fanehoana azy ireo. Afaka niresadresaka tamin’ny FAPBM sy La Teinturerie izy ireo nandritr’izany mba hizara misimisy kokoa mahakasika ny tetik’asa izay natolony.🍀Fotoana koa izany nahafahana nanomana sahady ny dingana manaraka amin’ny fanomanan’izy ireo ny tetik’asany dia ny fitsidihana faritra arovana izany.Izany fitsidihana izany dia natao hanampiana azy ireo amin’ny famolavolana ny zavakanto ho ataony izay hiompana amin’ny lohahevitra nosafidiana tamin’ity taona ity hoe : “Andao hankalaza ny 20 taona niarahana amin’ny zavaboary sy ny fampandrosoana maharitra”. 📣 Araho tsy tapaka ny pejy anarahanareo ny fandrosoan’ny fikarakaran’izy ireo ny tetik’asany. 🎨 Andao ampiasa ny zavakanto ho fitaovana iarovana ny faritra arovana mba ho loharanon’aina ho lova ho an’ny taranaka ho avy.#AiresProtégées #Biodiversité #Madagascar #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #FondationPourLaBiodiversité #SustainableFinancing #CommunityLedConservation ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook
🌿 Efa niezaka nihaino izay ambaran’ny karazan-javamanan’aina ve isika? Andeha hojerentsika anio ny momba ny tetik’asa “Zah’va manan’Aina”, iray amin’ireo tetikasa mpadresy sy tian’ny mpitsara tamin’ny fifaninanana “Kanto sy Karazan-javamanan’aina” 2025.🎭 Ny tetik’asa “Zah’va manan’Aina” izay atolotr’i Mahasahy Afido dia seho ataon’ny mpandihy iray sy mpanao hay-teny mba hampandre ny feon’ny natiora.Amin'ny alalan'ny fihetsehan'ny vatana sy ny herin'ny teny, miresaka amintsika ny Tany: mitantara ny ratrany sy ny fanantenany izy. Ity seho ity dia fitarainana, fofon’aina, fifanazavana eo amin'ny olombelona sy ny natiora, izay niharan'ny tsindry ataon'ny olombelona.✨Mihoatra noho ny kabary ny tetik’asa “Zah’va manan’Aina”. Antso mba handinihana indray ny fifandraisantsika lalina amin’ireo faritra arovana izay fitoera-masin’ny karazan-javamana’aina sarobidy eto amintsika izany, hahatsapana izay zavatra mianjady amin’ny Tany… ary mba hiasantsika ahatonga ny faritra arovana ho loharanon’aina ho lova ho an’ny taranaka ho avy. Eny tokoa, ny fikolokolointsika ireo faritra arovana ireo dia fomba iray ahafahantsika mandray ireo tolotry ny rohivoary tena ilaina izay omen’ny tontolo iainana antsika : rano, sakafo, rivotra madio, fehezin’ny toetr’andro, sns.📣 Andao hiaraka haneho ny feon’ny faritra arovana. #Madagascar #ProtectedArea #Biodiversity #SustainableFund #Conservation #fondationPourLaBiodiversité #Sustainableinancing #CommunityledConservation #Artetbiodiversité ... Voir plusVoir moins
Voir sur Facebook

Fière d’être membre des organisations :