M. Alain Liva RAHARIJAONA
Directeur Exécutif
Tahina Andriamandroso
Responsable Administratif
Tato amin'ny FAPBM nanomboka tamin'ny 2005 i Tahina ary manana mari-pahaizana avy tao amin'ny INSCAE izy. Niasa tao amin'ny WWF Madagascar izy mialohan'ny nankanesany tao am FAPBM.
M. Hajarivo Andrianandrasana
Chargé des Moyens Généraux
Nanomboka tamin'ny 2012 i Hajarivo no tato amin'ny FAPBM. Nahazo mari-pahaizana avy tao amin'ny ISPM sy ny INPF izy ary niasa tamin'ny "menuiserie" an'ny tenany ary tamin'ny fanaovana trano alohan'ny nankanesany tato amin'ny FAPBM.
Serge Henri RATSIRAHONANA
Responsable Suivi-Evaluation
Nanomboka niasa tato amin'ny FAPBM tamin'ny 2015 i Serge. Biologiste ary nianatra momba ny "anthropologie économique au SUNY Stony Brook, NY - USA". Niasa tao amin'ny UNESCO (Centre du Patrimoine Mondial), tao amin'ny CARE International Madagascar sy tao amin'ny banky iraisam-pirenena izy talohan'ny niasany tato amin'ny FAPBM
Aina ANDRIANALIZAHA
Responsable Communication et Marketing
Manana mari-pahaizana amin'ny "Sciences et Techniques de l’Information et de la Communication" avy amin'ny "Ecole Supérieure Polytechnique d’Antananarivo", i Aina dia nanomboka niasa tato amin'ny FAPBM tamin'ny 2016 raha avy niasa tany amin'ny Orange Madagascar sy Marie Stopes Madagascar izy.
Mamy Rafanoharana
Comptable
Nahazo ny mari-pahaizana "comptabilité sy finances" avy teny amin'ny INSCAE i Mamy ary niasa tany amin'ny tetikasa Managed Resources Protected Areas sy ny Comité Internationale de la Croix Rouge alohan'ny nidirany tato amin'ny FAPBM
Ranto Randriantsoa
Grant Officer
"Ingénieur forestier", i Ranto dia niasa tamin'ny fiarovanana ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra ka manampahaizana manokana izy amin'ny "gouvernance forestière", ny "NRR management" ary ny "FSC Forest Certification".